– ANTENIMIERAM-PIRENENA – Efa tafiditra ao anaty tetibolam-panjakana ny tetibola hanatanterahana ireo fifidianana amin’ny taona 2024
– RAHARAHA ANDOHANIMANDROSEZA – Tafakatra valo ireo olona voasambotra ka nampidirina am-ponja vonjimaika
– FILAMINANA – Kolonely roalahy nalefa eny Tsiafahy mandram-piandry fitsarana azy ireo ny 16 Janoary 2024
– BASKETBALL – Androany talata no niainga ny Ankoay zazalahy sy zazavavy hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika lalaovin’olona telo
