– FIFAMOIVOIZANA : Lalana maro no tapaka eto Antananarivo mandritry ny fandalovan’ny mpanao hazakazaka bisikileta rahampitso
– RAHARAHAM-PIRENENA : Natomboka androany ny fihaonam-ben’ny FFKM
– DIPLOMASIA : Nifantoka tamin’ny fijerena ireo lalam-piaraha-miasa ara-toekarena eo amin’i Madagasikara sy Korea Atsimo ny fihaonana teo amin’i Andry Rajoelina sy ny delegasiona koreana
– LALAON’NY NOSY : Nasehon’ireo tanora avy atsy Maorisy sy Mayotte tamin’ny alalan’ny hira sy dihy ny maha izy azy ireo
