VAOVAO – MINUTE FLASH 29 APRILY 2020

– CORONAVIRUS : Tsy nisy tranga vaovao, niampy 8 ireo sitrana (1ora tolakandro);

– TSY FANAOVANA ARO VAVA : Miisa 1045 ireo olona voasazy ny talata 28 aprily;

– TAMBAVY COVID ORGANICS: Tonga anio ilay fiaramanidy avy any Guinée Équatoriale haka izany.