– FAMATSIANA : Menaka maherin’ny sivy tapitrisa litatra no nafaran’i Madagasikara tao anatin’ny folo volana voalohan’ny taona 2022
– FAMPIANARANA AMBONY : Sazy mihantona roa taona an-tranomaizina miampy lamandy 15 tapitrisa ariary no sazin’ilay talen’ny CROUA
– FOTODRAFITRASA – Notanterahana androany 29 Desambra ny fandraisana ara-teknika ny ampahany voalohany amin’ny tetik’asa Miami ao Toamasina
– FIZAHAN-TANY : Tafiditra ao anatin’ireo toerana dimy tsara indrindra manerantany ho tsidihina i Madagasikara
