– PARLEMANTA – Nisokatra androany ny fivoriana tsy ara-potoana eo anivon’ny antenimiera roa tonta
– TOLOTANANA – Mpanakanto sy mpankafy maro no nifamotoana tetsy amin’ny La City Ivandry nandritra ny fampisehoana itadiavam-bola ho fitsaboana an’i Mika Kely
– FIFAMOIVOIZANA – Tapaka nanomboka ny alatsinainy maraina teo ny lalam-pirenena faha-5A eo anelanelan’i Antahala sy Marofinaritra
– SKOTISMA – Nosokafana teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny sabotsy teo ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny Tily eto Madagasikara
