– ANTENIMIERAMPIRENENA – Tsy tanteraka ny fihaonan’ireo solombavam-bahoaka sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta nokasaina atao androany hariva
– BAOLINA KITRA – Tafiakatra eo amin’ny laharana 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟏𝟎𝟕 𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 eo amin’ny filaharan’ny FIFA
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny Antaninarenina sy ny manodidina ny sabotsy 1 jolay ho avy izao
– FIAROVAM-PIRENENA – Manatanteraka fivoriana etsy Soanierana mandritry ny roa andro ireo lehibe mpitarika eo anivon’ny Tafika malagasy.
