– VALAN’ARETINA : Niakatra ho 205 ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus eto Madagasikara, teo anelanelan’ny 19 ka hatramin’ny 25 Novambra, araka ny antontanisa navoakan’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka androany talata.
– KOLONTSAINA : Nampahalalaina tamin’ny mpanjifa ny boky vaovao “Vorona ô!- Le messager” nosoratan’i Edith Barijaona.
– ANTENIMIERAM-PIRENENA : Nolanian’ireo Solombavambahoaka androany 29 Novambra 2022 ny tolo-dalàna mikasika ny fizakantenan’ny Oniversite
– FIFIDIANANA : Maherin’ny 5 tapitrisa ireo mpifidy voaisa nandritra ny roa volana nanatanterahana ny fanavaozana amin’ny ankapobeny ny lisi-pifidianana
