VAOVAO – MINUTE FLASH 29 NOVAMBRA 2023

FIFIDIANANA : Tsy hanaiky fanakorontanana ny mpitandro ny filaminana eo am-piandrasana ny vokatra ofisialin’ny fifidianana filoham-pirenena
ASA : Noraisina teo anivon’ny Filankevitry ny ministra ny volavolan-drijan-tenin-dalàna momba ny fehezan-dalàna mifehy ny asa
JUDO : Nanainga ho any Japon hiatrika ny Grand Slam de Tokyo i Laura Rasoanaivo
JONO : Hikatona manomboka amin’ny 1 Desambra hatramin’ny 29 Febroary 2024 ny fanjonoana akamba