VAOVAO – MINUTE FLASH 29 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA : Milaza ny hidina eny amin’ny kianjan’ny 13 mey ireo vondron’ny kandida raha tsy misy fifanarahana politika vita
– TONTOLO IAINANA : Ala sy tontolo manodidina mirefy 69.600ha eo no harenina amin’ilay tetikasa  »Tefiala » ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana
– FARITRA BONGOLAVA : Misokatra ao Ankadinondry ny ivon-toerana lehibe misahana ny famokarana
– ANTANANARIVO : Hisy ny fandaminana ny fifamoivoizana ho atao amin’ny lalana manoloana ny katedraly FJKM Analakely ny sabotsy amin’ny 4 ora hariva hatramin’ny 8 ora alina