VAOVAO – MINUTE FLASH 3 FEBROARY 2023

– ZOTRA FCE – Ho aloan’ny fanjakana ny karama roa volan’ny mpiasa
– RIVO-DOZA FREDDY – Nahazo filazana fanairana miloko maitso ny faritra Atsimo Andrefana sy Menabe
– FANATANJAHANTENA – Ao aorian’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara ny voalohan’ny volana Jona no ho fantatra ireo atleta hiatrika ny lalaon’ny nosy
– ANTANANARIVO : Nanomboka androany ny fiofanana ara-miaramila ireo kandidà polisy monisipaly sy mpamonjy voina