VAOVAO – MINUTE FLASH 30 AOGOSITRA 2021

– FITATERANA – Mety hampisy fikorontanana eto an-drenivohitra ny fanomezan-dalana ny Taxis-motos
– HETSIKA : Nahemotra amin’ny 4 Septambra ny fitokanana ny kianja Barea Mahamasina
– FANATANJAHANTENA : Tsy hiatrika ireo lalao fifanintsanana roa voalohany hiadiana ny Tompon-daka maneran-tany 2022 amin’ny baolina kitra i Jeremy Morel sy Marco Ilaimaharitra