VAOVAO – MINUTE FLASH 30 APRILY 2020

– CORONAVIRUS : Tafiakatra 92 ireo sitrana, 36 ireo mbola tsaboina (1 ora tolakandro).
– CORONAVIRUS : Nikaondoha ireo filoham-pirenena afrikanina maromaro hiatrehina ny Coronavirus.
– AMBOVOMBE ANDROY : Efa niverina ny filaminana any an-toerana