– VOINA – Tafikatra 30 ny olona namoy ny ainy ary 21 no tsy hita popoka tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso
– FAMBOLENA – Tantsaha, teknisianina, injeniera ary mpampiofana malagasy 30 no hiofana momba ny fambolena any Zimbabwe
– FIANARANA – Misokatra androany 30 Janoary ny fisoratana anarana amin’ny fanadinam-panjakana BEPC
– VALAN’ARETINA – Olona folo no voamarina fa mitondra ny covid-19 ny herinandron’ny 21 hatramin’ny 27 Janoary 2023
