– FANADIOVANA – Tapaka mandritra ny 24 ora ny lalana mampitohy an’Anosipatrana sy Ampasika noho ny fanalana ireo fako izay mivangongo eny an-toerana
– FITSARANA – Nihemotra amin’ny 6 Febroary izao ny famoahana ny didim-pitsarana mikasika ireo raharaha mafana tamin’ny hetsika politika nialohan’ny fifidianana
– FITANTANANA – Nihena isa iray ny naotin’i Madagasikara ary nihemotra laharana iray ny misy azy amin’ny maridrefin’ny tahan’ny kolikoly
– TARANJA JUDO – Manana ny herijika handray anjara amin’ny Lalao olaimpika any Parisy amin’ny volana Jolay i Laura Rasoanaivo, hoy ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny judo
