VAOVAO – MINUTE FLASH 30 JONA 2023

– TSIMBAZAZA – Tsy tratra ny fetran’isa hahafahan’ireo depiote manapa-kevitra momba ny fanenjehana ireo mpitondra teo aloha eo anivon’ny Haute cour de justice
– JIRAMA – Mitohy hatrany ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny manodidina
– ANTENIMIERANDOHOLONA : Lany nasiam-panitsiana ny tolo-dalàna momba ny zon’ny mpamorona
– FAHASALAMANA – Manana toerana lehibe amin’ny endriky ny tsy fanjarian-tsakafo rehetra misy ireo vokatra  »fanovonantsoa marolafy »