VAOVAO MINUTE FLASH 30 MARS 2021

Affiche YouTube

VALANARETINA – Olona sivy namoy ny ainy, olona 295 vaovao mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny 29 martsa lasa teo.
BAOLINA – Tsy hiatrika ny CAN 2022 ny Barean’i Madagasikara taorian’ny ady sahala 0 noho 0 izay nataony tamin’ny Niger androany Talata.
FEPETRA ARA-PAHASALAMANA – Voafetra ho 200 isa ihany ny olona afaka manatrika ny fotoam-pivavahana mandritra ny herinandro masina sy ny paka.