PARLEMANTA : Lany tsy nasiam-panitsiana teny amin’ny Antenimierampirenena ny volavolan-dalàna mifehy ny fitantanambolam-panjakana 2024
FIFIDIANANA : Hatomboka ny zoma 1 desambra ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana
BAOLINA KITRA : Nihemotra toerana iray i Madagasikara eo filaharan’ny FIFA
FAMPITAOVANA : Nahazo kodiarandroa am-polony sy fiara lehibe ny Jirama ho entina hanafainganana ny fanatanterahana ny fandaharan’asa “branchement mora”
