VAOVAO – MINUTE FLASH 30 OKTOBRA 2023

TOETRANDRO : Mbola hitohy ny oram-baratra amin’ny faritra maro manerana ny Nosy mandritra ny telo andro
HETSIKA POLITIKA : Nanohy ny diabe fitakiana indray ireo vondron’ny kandidà
FAMPIELEZAN-KEVITRA : Nitety ny faritra Atsimo atsinanan’ny nosy ny kandidà Rajoelina
BASKETBALL : Ny GNBC ho an’ny lehilahy ary ny MB2ALL ho an’ny vehivavy no voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2023