– FANABEAZANA : Mpianatra voafantina no raisina hianatra eny amin’ny sekoly manara-penitra
– FITANTANANA : Vaomiara efatra misahana fanadihadiana amin’ny sehatra maro no nankatoavin’ny loholona ny fananganana azy
– FANATANJAHANTENA : Mpanazatra amin’ny taranja baolina kitra 30 no hanaraka fiofanana ahazoana ny Licence C

