VAOVAO – MINUTE FLASH 31 AOGOSITRA 2023.

– FIFAMOIVOIZANA : Lalana maro tapaka manodidina an’i Mahamasina sy Anosy mandritra ny lanonana famaranana ny Lalaon’ny Nosy
– FANATANJAHANTENA : I Kaomoro no handray ny Lalaon’ny Nosy amin’ny taona 2027
– RAHARAHAM-PANJAKANA : Voatendry ho governoran’ny faritra Sava i Teddy Gervais Seramila
– FITSARANA FANADINANA : Efa voaloa avokoa ny tambin-karama ho an’ireo mpampianatra nitsara ny taratasim-panadinana bakalorea ho an’Antananarivo sy Antsiranana