– BAOLINA KITRA – Mitentina 50.000 euro no nividianan’i Mamouloudia an’i Koloina Razafindranaivo
– CHAN 2023 – Afaka manaraka mivantana ny lalao hifanandrinan’i Barea sy Senegal amin’ny toerana maro ireo mpitia baolina kitra
– TOETRY NY ANDRO : Mety hisy ny fiforonana rivo-doza ao amin’ny ranomasimbe Indianina amin’ny faran’ny herinandro na amin’ny fiandohan’ny herinandro vaovao.
– FIFANDRAISANA – Mandray anjara amin’ny fivoriana faha 11 ny firenena mikambana ao amin’ny “Commission Thonière de l’Océan Indien” (CTOI) any Kenya i Madagasikara.
