VAOVAO – MINUTE FLASH 31 JOLAY 2023.

– LALAON’NY FRANKOFONIA – Medaly volafotsy voalohany no azon’i Madagasikara omaly alahady, hiatrika ny ampaha-efa-dalana ny mpanao basikety zazavavy
– FIFIDIANANA – Nanolotra lelavola 4500 tapitrisa ariary hividianana fiara tsy mataho-dalana 10 sy moto kodiaran-droa 148 ny Japoney hanampiana ny CENI
– ACHOURA – Nizara zava-pisotro maimaimpoana tamina toerana maro ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy ao amin’ny Moskea Ankorondrano
– JUDO – Medaly sivy no azon’i Madagasikara nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sokajy cadets sy juniors