– VALANARETINA – Niampy dimy ambinifolo ireo namoy ny ainy ary olona 162 no voamarina fa no mitondra ny tsimokaretina coronavirus ny 30 martsa lasa teo.
– FIFAMOIVOIZANA – Olona efatra no maty ary sivy naratra noho ny lozam-pifamoivoizana nitranga tany amin’ny lalam-pirenena faharoa androany alarobia
– AMBANJA – Botry iray nitondra mpandeha antsokosoko no tratran’ny mpitandron’ny filaminana tao Ambanja

