– VALANARETINA : Olona efatra no matin’ny covid-9, roa teto Analamanga, iray tany Androy ary ny iray farany tany Ihorombe
– Fibatana fonjamby : Miandry ny fanohanan’ny fanjakana ny atleta Malagasy amin’ny fanomanana ny lalao olympika
– SIDINA IRAISAM-PIRENENA : Namoaka fahazoan-dalana manokana ho ana sidina manokana mankany amin’ny Nosy Ankao ny minisitera

