VAOVAO – MINUTE FLASH 31 MAY 2023

– FITATERANA – Manodidina ny arivo teo ireo olona nandeha tamin’ilay  »Train Pentecôte » nokarakarain’ny zotran-dalamby FCE
– FAHATAPAHAN-DALANA – Ho tapaka mandritra ny 22 andro ny lalana eo amin’ny PK340 + 950 any amin’ny Lalam-pirenena faha-2
– JIRAMA – Mbola mitohy ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny manodidina
– ANTANANARIVO – Hisy fahatapahan’ny lalana eo Analakely amin’ny zoma 2 Jona ho avy izao