VAOVAO – MINUTE FLASH 31 OKTOBRA 2023

FIFIDIANANA : Nanambara ny filohan’ny Antenimierampirenena fa efa eo am-panomanana ilay fanelanelanana ho ataon’ny parlemantera
FAMPIELEZAN-KEVITRA : Tany amin’ny faritra Vatovavy ny kandida Anry Rajoelina, ny kandida Siteny Randrianasoloniaiko kosa tany Bongolava
LALANA : Averina ho dinihina indray eny amin’ny Antenimierandoholona ny tolo-dalàna mikasika ny fivarotana toaka gasy
TONTOLO IAINANA : Vinavinaina hiharatsy ny kalitaon’ny rivotra ao anatin’ny telo andro manaraka eto Antananarivo