VAOVAO – MINUTE FLASH 5 MAY 2023

ANTENIMIERAMPIRENENA – Ho dinihina eny Tsimbazaza amin’ny herinandro ny lalàna mifehy ny harena ankibon’ny tany sy ny lalàna mifehy ny fampiasam-bola eto Madagasikara
BAOLINA KITRA – Mitaky ny vola tambiny nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ny mpilalaon’ny Barea, nitondra fanazavana ny Federasiona Malagasin’ny baolina kitra
ANGOVO – Efa mitady vahaolana amin’ny olan’ny JIrama ny fitondram-panjakana, hoy i Lalatiana Rakotondrazafy
FITATERANA – Hiverina manomboka amin’ny 1 Jona 2023 ny fitaterana olona an-dalamby miainga avy any Toamasina hatreo Moramanga