VAOVAO – MINUTE FLASH 6 JOLAY 2023

– CNAPS – Nahazo fahafahana vonjimaika omaly alina ny tale jeneraly mpisolo toerana
– FOTODRAFITR’ASA – Hanangana orinasa ny fanjakana hitantana ny Kianja Barea
– RUGBY – Handray anjara amin’ny fiadiana ny tapakila amin’ny Lalao olaimpika amin’ny volana Septambra ny Makis VII lehilahy
– FIFIDIANANA – Roa tapitrisa euros no vola voangona voalohany pas anatin’ny kitapo iombonana amin’ny fikarakarana ireo fifidianana eto Madagasikara