– FAMPIANARANA AMBONY – Nitifitra baomba mandatsa-dranomaso sy nisambotra mpianatra nanao fihetsiketsehana teny Ampefiloha ny mpitandro ny filaminana
– VALAN’ARETINA – Nitombo ny mararin’ny coronavirus voamarina ao Mahajanga
– FAMOKARANA- Velarana tanimbary 9000 ha ao amin’ny lemak’i Sahamaloto ao Alaotra Mangoro no ianjadian’ny haintany

