– FOTODRAFITRASA – Hiroso amin’ny fanamboarana ampahan-dalana vitsivitsy amin’ny lalam-pirenena sy eto Antananarivo Renivohitra ny Fitondram-panjakana
– FAHATAPAHAN-DRANO – Hisy fanelingelenana ny famatsiana rano amin’ny faritra vitsivitsy eto Antananarivo
– FANADINANA – Nitombo 12,5% ny isan’ireo mpiadina hiatrika ny bakalorea amin’ity taona ity
– FAMATSIANA HERINARATRA – Efa mitady vahaolana amin’ny fahatapahan-jiro ny Fanjakana, hoy i Lalatiana Rakotondrazafy
