VAOVAO – MINUTES FLASH 17 NOVEMBRE 2020

Affiche YouTube

PARLEMANTA – Nahemotra ny tatitry ny vaomiera manokana momba ny fiampangana manoloana ny fitsarana avo
FOTODRAFITRASA – Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny asa fanombohana tetikasa Miami ao Toamasina
BAOLINA KITRA – Ady sahala iray noho iray no nisarahan’ny Barea sy ny Elefanta ivoarianina