ZON’NY OLONA MANANA FAHASEMBANANA

ZON’NY OLONA MANANA FAHASEMBANANA : Mila havaozina ny lalàna hoy ireo fikambanana mpiahy.
7,5% ny malagasy, dia olona manana fahasembana avokoa. Io no nambaran’ny CBM, na Christoffel Blindenmission.