FIHETSIKETSEHANA – Nifandona indray ny mpitandro ny filaminana sy ny mpianatry ny ENS mitaky vatsim-pianarana androany alarobia.
FITANTANANA – Voatendry ho talen’ny kabinetra eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika Baomiavotse Vahinala Raharinirina, ary ho talen’ny serasera sady
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Hiverina ny sidina mpitatitra olona mampitohy an’i Maurice
