VAOVAO – MINUTE FLASH 29 JONA 2022
- FOTODRAFITRASA - Mampahatsiahy ny tokony tsy hampiasana ny lalana rehetra amin-javatra hafa ankoatra ny fitaterana olona sy entana ny ...
- FOTODRAFITRASA - Mampahatsiahy ny tokony tsy hampiasana ny lalana rehetra amin-javatra hafa ankoatra ny fitaterana olona sy entana ny ...
- TRANO FONENANA – Manodidina ny 175.000 ariary hatramin’ny 200.000 ariary isam-bolana no aloa mandritra ny 15 hatramin’ny 20 taona ...
- FETIM-PIRENENA – Olona 11.316 no nahazo fanalefahan-tsazy avy amin’ny Filoham-pirenena noho ny tsingerin-taona faha-62-n’ny Fahaleovan-tena - VALANARETINA – 372 ...
- TETI-BOLA - Nankatoavin’ny solombavambahoaka ary lany tsy nasiam-panitsiana ny volavolan-dalàna mirakitra ny Teti-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an'ny taona 2022 - ...
FANABEAZANA - Hodinihina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena amin’ny alatsinainy ho avy izao ny volavolan-dalàna mametraka ny sori-dalana ankapobeny ho an’ny drafi-pampianarana ...
HERINARATRA – Hifarana tsy ho ela ny fahatapahan-jiro mifandimby eto an-drenivohitra rehefa hiverina mamokatra tsara ny ao Andekaleka. FIARAHA-MIASA – ...
- FITATERAM-BAHOAKA – Naverina ho tsidimidimy ny toerana any anaty fiara fitateram-bahoaka ahafahana mampitombo ny isan’ny olona zakan’izy ireny amin’ny ...
- VALANARETINA - Maherin'ny 320 ireo mararin'ny Covid-19 teo anelanelan'ny 11 hatramin'ny 17 Jona - FOTODRAFITRASA - Manodidina ny 2.200 ...
- FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY – Milaza ny hanatsahatra ny hetsika Oniversite sy ivotoeram-pikarohana maty ny Seces mba hitandroana ny tombontsoan’ny ...
FAMPIANARANA ARA-TEKNIKA – Hanomboka ny 3 Oktobra 2022 ny taom-pianarana 2022-2023 ho an’ireo mpianatra sy mpiofana, ka haharitra 35 herinandro ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.