ANDRO IRAISAM-PIRENENA HOAN’NY ZOKIOLONA

Mandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny zokiolona, dia naneho firarintsoa azy ireo ny mponina. Na dia eo aza ireo toetra tsy zaka, mbola mahatsiaro sambatra ny malagasy manana ireo ray aman-dreny.