FAHAMAMOANA DISO TAFAHOATRA : TOROHEVITRA VONJY AINA VOALOHANY

VONJY AINA VOALOHANY – Amin’izao vanim-potoanan’ny fety izao, dia betsaka ireo mety ho tojo fahasamponana nohon’ny antony maro samihafa. Manone torohevitra mahakasika ny tokony hatao raha sendra olona tratran’ny hamamoama diso tafahoatra ny avy amin’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalàna.