FAKANA AN-KERINY

Fanazavana nentin’i Jeneraly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena miandraikitra ny Zandarimariam-pirenena (SEG), mahakasika ny ady natao tamin’ny fakana an-keriny teto Madagasikara.