FANDRAISANA FISOTROAN DRONONO – Tsy manaraka ny fandaminana ny olona sasany noho ny fahasahiranana

Nohon’ny fahamaizana sy ny fahasahiranana eo amin’ireo mpandray fisotroan-dronono dia zary tsy dia voatandrina loatra ireo fepetra ara-pahasalamana napetraka teny anivon’ireo toerana fandraisana izany vola izany ho an’ireo beantitra.