FIATOHAN’NY FIASAN’NY TAXIBE : Nisy ihany ireo mpamily nanohy ny asany

Misy ireo taxibe izay niasa ihany, na dia teo aza ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatira, ny ampihato ny fiasan’ny taxibe, nohon’ny fatiantoka.