Fidinana ifotony notanterahan’ny Direksiona Jeneralin’ny orinasa JIRAMA, omaly nitondrana vahaolana maharitra amin’ny fahatapahan-jiro matetika teto amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo
Ary indrindra fiarovana ireo foibe fandraisana an-tanana ireo mararin’ny COVID-19, amin’ny alalan’ny fanapariahana vondrom-pihary mamaly ny filàn’izy ireo.
Araho ny horonan-tsary fanadihadiana
