FIFAMOIVOIZANA : Mbola misalasala ny hiverina hiasa ireo taxi sasany

Vaovao tsara hoan’ny mpitondra taxi ny fiverenana miasa. Saingy mbola sadaikatra ihany izy ireo, noho ny tsy fahafantarana mazava ny toromarika arahina.