FIFIDIANANA

Na dia natokana ho an’ny fifidianana aza ny andro anio dia mbola maro ireo olona no nanohy ny fiainany andavanandro. Misy ihany koa ireo nanapa-kevitra ny tsy handeha hifidy.