FITSABOANA NENTI-PAHARAZANA

Maro ny malagasy manana fahazarana ny mampiasa ny fitsaboana nenti-paharazana, ny fisotroana tambavy na ny raokandro. Milaza anefa ny dokotera fa mety hisy fiantraikany eo amin’ny fahasalamana ny fisotroana azy ireny matetika. Fanadihadiana.