FITSIPI-PANORATANA – Andakozia sa an-dakozia? Ary andavanandro sa an-davanandro?

Affiche YouTube

‘Ndao indray hanitsy ny fomba fanoratra miaraka amin-dRamatoa Oliva Ramavonirina avy ao amin’ny Foiben’ny teny. Misy ve sa tsy misy tsipi-panohizana ao anatin’ny teny hoe andavanandro ? Mitovy ve ny fitsipika rehefa hanoratra ihany koa hoe an-dakozia ?