FITSIPI-PANORATANA – Rahoviana no tsy maintsy ampiasaina ny Ho avy sy ny Ankehitriny?

Affiche YouTube

Misy H sa tsia ny matoanteny ampiasaina aorian’ny teny hoe Tokony? Ary ny aorian’ny teny hoe Mba? Na ny aorian’ny andian-teny tsy maintsy ? Rahoviana no ampiasaina ny filazam-potoana ho avy ary rahoviana no tsy maintsy ny filazam-potoana ankehitriny no miasa ? Mamaly ny fisalasalanao indray i Oliva Ramavonirina.