FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Sahirana ireo mpandeha hiainga avy eto Antananarivo

Antananarivo 8 avril 2020
Samy mba maika hamonjy ny toeram-piaviany daholo ireo mponina izay mbola taraiky teto an-drenivohitra omaly 7 aprily 2020. Misedra fahasahiranana nefa izy ireo satira niovaova be ihany ny fandaminana napetraka.