Fantatrao ve fa misy dingana efatra tsy maintsy arahina rehefa mamangy fianakaviana nidonam-pahoriana ? Fantatrao ko ave fa arakaraka ny fifandraisanao amin’ny maty ny lanjan’ny adidy tokony ho efainao ka hiantsoana ilay valopy atolotrao iny rehefa eo am-pamangiana ny mana-manjo ? Raha tsia dia mitondra fanazavana ato anatin’ity horonan-tsary ity i Hyancinthe Rakotomalala, mpampianatra sady mpikabary.
