Nandritra ity vanim-potoana fihibohona ity dia nitombo ny fotoana lanin’ny tanora any anaty tambanjotran-tserasera. Maro tamin’izy ireny no nahatsikaritra tsy fanarahan-dalàna ary nisy mihitsy aza ireo niharan’ny herisetra isan-karazany.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.