JUS DE PAPAYE

Ilaina ny ranom-boankazo amin’izao andro mafampana izao toy ny « jus de papaye ». Raha maharary fo na vavony na vizana ka mila vitamine C dia mety aminao ihany koa ny papaye. Araho ary ny fanazavan’i Dr Josette, ny momba ity voankazo ity.