Mahatratra 200 isa ny isan’ireo CVO lany ao anatin’ny iray andro

Mahatratra 200 isanandro amin’izao fotoana izao ny isan’ireo covid organics lafo eny amin’ireo toeram-pivarotana. Milaza ireo mpivarotra fa sarotra ny mahazo azy any amin’ny toeram-pamokarana.